Accueil Politique Fivoriana momban’ny Tetikasa TATOM: nifarana androany

Fivoriana momban’ny Tetikasa TATOM: nifarana androany

0
Fivoriana momban’ny Tetikasa TATOM: nifarana androany

Nifarana androany tetsy Anosy ny fivoriana nentina namolavola ny drafi-panajariana an’Antananarivo sy Toamasina sy ny drafi-pampandrosoana ny lalana Antananarivo Toamasina. Ny tetikasa no mifarana fa ny asa vao manomboka, raha ny fanazavan’ny minisitry ny fanajariana ny tany, ny asa vaventy ary ny toeram-ponenana. Asa izay mifanaraka tanteraka amin’ny vina napetraky ny Filohan’ny repoblika.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici