Lany omaly maraina ny “ordre du jour” na ny lahadinika mandritra ity herinandro ity teny amin’ny Antenimierampirenena. Anio no hanomboka ny asan’ny kaomisionina handinika ireo volavolan-dalàna miisa 6 ho laniana amin’ity fivoriana tsy ara-potoana voalohany ity.