Fivoriana tsy ara-potoana : nangina ny teny Tsimbazaza

0

Roa andro taorian’ny fanokana ny fivoriana tsy ara-potoana teny anivon’ny antenimieram-pirenena, anio vao hiditra amin’ny fanapahana ny ho lahadinika na ordre du jour ny parlemanta. Omaly no nanaovana ny fivorian’ny Birao maharitra sy ny Conférence des présidents.