Accueil Economie Fizahantany : tsy hanamaivana ny fiatrehana ny Covid-19 ny drafitra marolafy

Fizahantany : tsy hanamaivana ny fiatrehana ny Covid-19 ny drafitra marolafy

0
Fizahantany : tsy hanamaivana ny fiatrehana ny Covid-19 ny drafitra marolafy

Tsy hanamora ny fiatrehana ny Covid-19 ny drafitra marolafy na ny Plan Multisectorielle d’Urgence ho entin’ny fanjakana ho an’ny mpisehatra amin’ny Fizahantany, hoy ny Confédération du Tourisme de Madagascar. Raha ny 99 % n’ny mpiasa amin’ny fizahantany no efa very asa vokatry ny Covid-19 ankehitriny, 10 % n’ny mpiasa no voalaza fa hisitraka ny fanampiana raha ny voarakitra anatin’ny drafitra marolafy.