Fizarana karatany – MAHTP : tontosa androany ny tao amin’ny Kaominina Alakamisikely

0

Mitohy hatrany ny asan’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy. Tamin’ity androany ity, notanterahana tao amin’ny kaominina Alakamisikely, Distrikan’Arivonimamo ny fizarana karatany miisa 2 400. Hetsika izay tanteraka vokatry ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny tetikasa CASEF.