FIZATO : tsy nanaraka ny lalàn’ny fikambanana ireo nilaza fa Fizato

0

Tsy ara-dalana ny fivoriana nataon’ireo izay nilaza fa FIZATO farany teo hoy i Toto Alphose izay mbola filohan’ity fikambanana ity mandrampihisy ny fahalanianan’ny filoha vaovao . Tafiditra ao anatin’ny olona misandoka izay tsy mahafeno fepetra ny fikambanana. Izay raha fintinina ny fanambarana nataon’ny Fizato omaly .