Accueil Société Fokontany ambanin’Ampamarinana : nafindra androany ireo fianakaviana 29 tafo anatin’ny faritra mena.

Fokontany ambanin’Ampamarinana : nafindra androany ireo fianakaviana 29 tafo anatin’ny faritra mena.

0
Fokontany ambanin’Ampamarinana : nafindra androany ireo fianakaviana 29 tafo anatin’ny faritra mena.

Tontosa androany ny famindrana ireo fianakaviana 29 tafo ambiny anatin’ny faritra mena etsy Ambanin’Ampamarinana. Efa tomombana hatramin’ny 80 % ny VILLAGE VOARA ANDOHATAPENAKA handraisana azy ireo hatramin’ny fotoana nanaovana fanadihadiana. Ezahana ho vitaina androany izany hoy ny BNGRC.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici