Accueil Société Fokontany Fandrakotra kaominina Fiaferana: nahazo efitrano fianarana ireo mpianatra

Fokontany Fandrakotra kaominina Fiaferana: nahazo efitrano fianarana ireo mpianatra

0
Fokontany Fandrakotra kaominina Fiaferana: nahazo efitrano fianarana ireo mpianatra

Antony iray mampiala an-daharana ireo mpianatra any an-tsekoly ny fahalaviran’ny trano fianarana any amin’ireo kaominina ambanivohitra. Isany misedra izany ireo mpianatra ao amin’ny  Fokontany Fandrakotra Kaomonina Fiaferana. Tontosa androany arak’izany ny  fanokanana ny trano fianarana vaovao  ho an’ireo mpianatra eo anivon’ny Fokontany  Fandrakotra  Kaominina  Fiaferana ho fanampiana ireo mpianatra ao an-toerana.