Fomba fampiaran’ny CUA lalàna : misy mizana tsindrian’ila ve ?

0

Miteraka ahiahy eo amin’ny mponina eto Antananarivo Renivohitra ny fomba fampiaran’ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra lalàna. Toy ny tranga eny Ambohijatovo ambony, trano 2 samy eo ambonin’ny Tunnel, ny iray narodana, raha nomena fahazon-dalàna hanorina ny iray.