Fonds Local de Développement : tsy natao hitantana ny vola ireo Solombavambahoaka.

0

Mandeha ny feo fa misy amin’ireo Solombavambahoaka miady mafy hitantana ny vola ao amin’ny Fonds Local de Développement. Tsy natao hitantana io vola io ny Solombavambahoaka raha ny fanadihadiana natao. Mijery ny asa tokony hatao hanatsarana ny fiainan’ny vahoaka no andraikitr’izy ireo.