Forum de l’économie : nijabahan’ny mpitondra fanjakana.

0

Nidiran’ny fanjakana ny forum de l’économie izay nokarakarain’ny CREM. Fihetsika izay nampametra-panontaniana ny maro ary niteraka disadisa eo anivon’ny samy mpikambana eo anivon’ny CREM raha ny fantatra.