Accueil Société Fotodrafitrasa amin’ny lalam-pirenena : maro no manimba azy

Fotodrafitrasa amin’ny lalam-pirenena : maro no manimba azy

0
Fotodrafitrasa amin’ny lalam-pirenena : maro no manimba azy

Mateti-mitranga eny amin’ny lalam-pirenena samihafa manerana ny Nosy ny fangalarana singa sy fanimbana fotodrafitrasa iombonana. Isany nahitana izany ny tany amin’ny lalam-pirenena faha-34, faritra vakinankaratra, nisy ny fangalarana aro fanina amin’ny tetezana. Manao antso avo ny tokony hanajan’ny rehetra ny fotodrafitrasa iombonanana manoloana io ny tompon’andraikitra.