Gaboraraka ataon’ny sarety sy posy : mitaza-potsiny ny CUA

0

Gaboraraka ny fifamoivoizan’ny sarety sy ny posy eto an-drenivohitra, tsy hita ny fandraisan’andraikitry ny kaominina Antananarivo renivohitra. Manoloana izany, nandray ny andraikitra ny OMC ary hampihatra ny lalàna ho an’ireo sarety sy posy mandika izany manomboka ny Alatsinainy izao.