Accueil Société GEOMETRE EXPERT : tokony omena lanja amin’ny fanorenana rehetra atao

GEOMETRE EXPERT : tokony omena lanja amin’ny fanorenana rehetra atao

0
GEOMETRE EXPERT : tokony omena lanja amin’ny fanorenana rehetra atao

Ny tsy fanomezana lanja ny « mpandrefy tany mpahay raha » no mahatonga ny fanorenana tsy ara-dalàna maro misy manerana ny Nosy hoy ny filohan’ny holafitry ny Géomètre expert androany. Izy ireo izay tokony hialoha lalana amin’ny fanorenana fotodratr’asa rehetra saingy tsy mbola izay ny zava-misy hatramin’izao.