Accueil Culture Global Media Forum : nanatrika izany ny Kolo tv/fm

Global Media Forum : nanatrika izany ny Kolo tv/fm

0
Global Media Forum : nanatrika izany ny Kolo tv/fm

Naharay fanasana manokana nanatrika ny fivoriam- be, Global Media Forum izay natao tany Bonn Allemagne ny fahitalavitra kolo amin’ny maha mpiara- miasa azy sy ny Deutsche Welle. Niompana tamin’ny zava- misy manodidina ny famoaham- baovao sy ny tambazotran- tserasera ny fihaonana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici