Governemanta iraisana : tsy mamaly ny hetahetam-bahoaka

0

Nandritra ny adi-hevitra tamin’ny fandaharana Ankitsipo ny Zoma alina lasa teo teto amin’ny KOLO TV, izay nanasana an’i BERIZIKY Jean Omer Praiminisitra teo aloha sy RAZAFIMAHEFA Herimanana mpitondra tenin’ny Vondrona politika MAPAR no nanambaran’izy ireo fa tsy namaly ny hetahetam-bahoaka ny nandrafetana io governemanta io.