Governemanta : lasa 25 ireo minisitra raha toa ka 24 teo aloha

0

Governemanta : lasa 25 ireo minisitra raha toa ka 24 teo aloha

Notendrena ary nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy androany ireo mpikambana vaovao handrafitra ny Governemanta Malagasy. Minisitra 04 ; ny Minisitry ny mponina, ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena ary ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny fampiofanana arak’asa.