Governemanta sy mpitsara : mifampiantsy ady

0

Taorian’ny fanambarana tao anatin’ny filankevitry ny governemanta farany teo, ny amin’ny tokony handraisana fepetra entitra ireo manakorontana ny firenena na iza izy na iza. Ary na mpitsara aza izy dia afaka toriana raha toa ka manararao-pahefana. Namoaka fanambarana ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpitsara.