Governoram-paritra : tsy maintsy mahavita foto-drafitrasa ao anatin’ny 90 andro

0

Hampandraisana anjara mivantana amin’ny fampandrosoana ireo governora, araky ny nambaran’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy androany, teto Fianarantsoa. Tetikasam-pampandrosoana maro no hotanterahana. Nomena tetibola 1 miliara ariary izy ireo hanatontosana izany anatin’ny 90 andro.