Grevy Ankatso : olon-tsotra iray sy mpitandro filaminana iray naratra.

0

Olon-tsotra iray sy mpitandro filaminana iray no naratra vokatry ny tora-bato nataon’ireo mpianatra teny Ankatso omaly. Antony, nanao hetsika fitakiana ny vatsim-pianarana izay mbola tsy voaloa izy ireo. Tsy maintsy hivoaka amin’ity herinandro ity ny tetiandro famoahana izany hoy ny tomponandraikitra.