Accueil Société Hafatry ny Papa Fransoa : « Aoka tsy hiolonolona isika… »

Hafatry ny Papa Fransoa : « Aoka tsy hiolonolona isika… »

0
Hafatry ny Papa Fransoa : « Aoka tsy hiolonolona isika… »

Mafonja ny hafatry ny Papa Ray Masina, ho an’ny Malagasy. Nahazo ny tandrify azy avokoa ny rehetra. Nasongadiny manokana ny tokony iainan’ny Malagasy indray ny tena « Fihavanana » ary notakiany koa ny hialan’ny rehetra amin’ny fitiavana-tena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici