Hajia : betsaka no mampiasa izany anaovana « collection philatélie »

0

Mbola tsy tonta ny ela ny fampiasana ny « hajia » eto Madagasikara. Ankoatra ny fandefasana taratasy, betsaka no mampiasa ny Timbre anaovana « COLLECTION PHILATELIE » amin’izao fotoana. Mirakitra ny tantaram-pirenena sy ny harena ara-boajanahary sy ara-koltoraly ihany koa ny HAJIA hoy ny fanazavana.