Hajo Andrianainarivelo

"Ny fitsinjaram-pahefana no vontoatin'ny fampandrosoana..."

0

Vaindohan-draharaha ho an’ny antoko MMM ny fisian’ny fitsinjaram-pahefana na fizarana andraikitra mba tsy hijanona amin’ny olon-tokana irery, hoy Hajo Andrianainarivelo, Filoha nasionalin’ny antoko Malagasy Miara Miainga, tao Fianarantsoa ny Alarobia 24 Aogositra lasa teo, mandritra ny famelabelaran-kevitra narahana adihevitra niarahany tamin’ ireo mponina any an-toerana ary ny tomponandraikitra  tao an-toerana.