HCC : 36 ireo kandida Filohampirenena amin’ny fihodinana voalohany

0

Nivoaka omaly Alarobia faha-22 aogositra ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenena, mirakitra ireo kandida ofisialy amin’ny fihodinana voalohany. 36 izy ireo ary 10 no tsy nahafeno ny fepetra ka tsy ho isan’ny kandidà.