HCC : Mitohy hatrany ny sit-in ataon’ny solombavambahoaka

0

Tahaky ny fataon’ny solombavambahaoka ho an’ny fanovana, tato anatin’ny andro maro, nanao sit’in teo anoloan’ny HCC izy ireo sy ny vahoaka omaly antoandro. Mitaky hatrany ny hamoahan’ny eo anivon’ ny HCC ny déchéance.