Accueil Politique HCJ : hitohy ny fandinihina ny antontan-taratasy fitoriana tompon’andraiki-panjakana ambony

HCJ : hitohy ny fandinihina ny antontan-taratasy fitoriana tompon’andraiki-panjakana ambony

0
HCJ : hitohy ny fandinihina ny antontan-taratasy fitoriana tompon’andraiki-panjakana ambony

Antontan-taratasy fitoriana tomponandraiki-panjakana ambony maro no efa tonga eny anivon’ny vaomierana manokana misahana ny fiampangana manoloana ny fitsarana avo. Miato avokoa noho ny hamehana ara-pahasalamana ny fandinihin’ny solombavambahoaka ny antontan-taratasy. Hirosoana ny fijerena izay, ary isany harahi-maso manokana ny mahakasika ny praiminisitra teo aloha MAHAFALY Solonandrasana, hoy ny filohan’ny kaomisiona.