Hetsika fampandriana fahalemana : miaramila iray no lavon’ny bala

0

5 andro taorian’ny fandefasana andiana miaramila any amin’ny faritra avaratra andrefan’ny Nosy, nafana ny fifandonana teo amin’izy ireo sy ny dahalo. Vokatr’izany, mpitandro ny filaminana iray maty lavon’ny bala, dahalo 30 voasambotra.