Accueil Politique Hetsika fanairana iadiana amin’ny tsy fandriampahalemana : naneno Antananarivo

Hetsika fanairana iadiana amin’ny tsy fandriampahalemana : naneno Antananarivo

0
Hetsika fanairana iadiana amin’ny tsy fandriampahalemana : naneno Antananarivo

Maro no nanaraka ilay hetsika fanairana ny fitondrana ny amin’ny tsy fandriam-pahalemana manerana ny Nosy omaly. Lakolosy fanairana izay hiandrasana ny fandraisan’andraikitry ny mpitondra isan-tsokajiny. Naharitra minitra maromaro io hetsika natao omaly io.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici