Hetsika teny Analakely : tsy nahasarika olona

0

Olom-bitsy no namaly ny antson’ireo mpitarika ny fihetsiketsehana avy amin’ny kandidà Ravalomanana Marc teny analakely tamin’ity androany ity. Afaka nanohy ny fianana andavanandrony ny rehetra. Fanadihadiana