Hetsik’ireo solombavambahoaka : naka ireo mpiasa teny amin’ny biraom-panjakana

0

Nihamafy hatrany ny hetsik’ireo solombavambahoaka 73 hoan’ny fanovana. Nanomboka ny maraina no efa nifampitaona ireo solombavambahoaka sy ny vahoaka naka ireo mpiasa teny anivon’ny ministera maro hanamafisana ny tolona hoan’ny fanovana. Namaly ny antso avokoa ireo mpiasa izay notetezina.