HJRA : 264 ireo marary naiditra hopitaly

0

Nahatratra 264 ireo noraisina teny amin’ny sampana vonjitaitra hjra ny alahady faha-31 desambra 2017 sy ny Alatsinainy voalohan’ny ny volana Janoary 2018. Vokatry ny lozam-pifamoivozana no nahita taha ambony, raha ny fanazavan’ny talen’ny HJRA.