HJRA: Niniana natao ny nampitarazoka ny famoahana ireo maty voatifitra teny Analakely.

0

Niniana nampitarazohana ny famoahana ireo vatana mangatsiakan’ireo olona maty voatifitra teny Analakely raha ny nambaran’ny fiankavian’izy ireo izay efa teny amin’ny tranompatin’ny HJRA nanomboka tamin’ny 7 ora maraina. Tamin’ny 11 ora no nanomboka nivoaka ireo rzana ary nentina namonjy ny fonenany.