» Sometimes the simplest things are the most profound. My job is to bring out in people & what they wouldn’t dare do themselves «
MPONINA – NANDIHIZANA CARION : afa-po tamin’ny hetsika didipoitra faobe nataon’ny Antoko...
Ankizy maherin’ny 30 androany no nisitraka didipoitra faobe nataon’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga tao Nandihizana Carion. Hetsika fanaon’ny Antoko...
FIFIDIANANA 2023 : mampanahy ny hahatontosany hoy ny Solombavambahoakan’i Taolagnaro
Mampanahy ny hahatontosan’ny fifidianana amin’ity taona 2023 ity hoy ny Solombavambahoaka IRD voafidy tao Taolagnaro. Hatreto, tsy mbola...
Eliana BEZAZA : tokony hapetraka haingana ireo izay handrafitra ny HCDDED
Mandringa ny rafi-panjakana afaka manontany sy mitoroka eny anivon’ny Fitsarana Avo Momban’ny Lalàm-panorenana amin’izao fotoana izao noho ny...
Fandraisana anjara amin’ny fifidianana : tsy mahaliana ny maro noho ny toetry...
Tsy miantraika mivantana eo amin’ny fiainanan’ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy ny fomba fanao politika eto Madagasikara hany ka tsy...
Alumni-day : mankalaza ny faha 10 taonany
Natomboka tamin’ny 13 mai lasa teo ka hatramin’ny 28 mai 2023 ho avy izao ny fankalazana ny faha...
Volamena : tsy mbola voafaritra mazava ny daty hiverenan’ny fanondranana amin’ny laoniny
Tsy mbola fantatra mazava ny fotoana handehanan’ny fanondranana volamena amin’ny laoniny araka ny fantatra nandritra ny valan-dresaka nataon’ny...
Tetezamita : kisary roa samihafa no voizina etsy sy eroa amin’izao fotoana
Noho ny ireo zava-misy ka miteraka ahiahy sy fisalasalana ny amin’ny hisian’ny fifidianana Filoham-pirenena amin’ity taona ity na...
Antoko MMM : hotsarain’ny tantara izay mbola hanohana indray izao fitondrana izao
Nafana ny adihevitra teo amin’ny filohana nasionalin’ny antoko Malagasy Miara-Miainga sy ireo vahoaka tao Mahajanga nandritra ny fivoriana...