Fitakiana sendikaly eo anivon’ny Fitsarana : Mandà ny fihaonana ny Filohampirenena

0
Mandà ny hihaona amin'ireo sendika ho famahana ny olan'ny Fitsarana eto Madagasikara ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina, araka ny nambaran'ny Sendikan'ny Mpitsara Malagasy sy ny...

Plateforme syndicale : hamory ireo mpiasa sy sendika rehetra ny 07...

0
Hamory ireo mpiasa sy sendika manerana ny nosy ny vovonan'ireo mpitarika sendika ny faha 7n'ny vola septambra izao hanehoana amin'ny fitondrampanjakana ny fitotongan'ny sehatry...

Fiarovana  ny zon’olombelona : mbola marefo raha ny eto Madagasikara

0
Mbola marefo ny fiarovana ny zon'olombelona eto Madagasikara. Ny tsy fahafantarana ny zo amin'ny ankapobeny no isan'ny olana mahatonga io tranga io.  Takian'ireo firaisamonim-pirenena...

EDITO

0
Faritra mena i Madagasikara iray manontolo. Tsy andro tsy alina, tsy andrenivohitra, tsy ambanivohitra, manjaka ny jiolahy sy ny dahalo. Ny manam-pahefana ihany sisa...

Cadre de concertation : Tsy ny CENI irery no tokony hiantso...

0
Fiandrasana ny fanagananan'ny governemanta ilay "commission interministérielle" handrafitra ny rijan-teny ho fanatsarana ny andian-dalàmpifidianana no antony lehibe nanemorana ny fihaonana tamin'ny faha-8 sy faha-9...

Vadin’ny Filohampirenena : arovana mafy ny ainy?

0
Polisy am-polony mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no hita nirantiranty nanoloana ny tranombokim-pirenena Ampefiloha ny fiandohan’ny tolakandro omaly. Nifampanontany ny mpandalo. Inona no mitranga?    

Démission

0
Les hauts responsables conscients de leur incompétence à mener à bien les tâches qui leur sont confiées doivent démissionner, a laissé entendre le chef...

EDITO

0
Tokony hahatsapa tena hametra-pialàna ireo tompon'andraikitra ambony eto amin'ny firenena tsy mahavita ny asany sy ny andraikitra nakinina taminy, hoy ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina...

Fanondranana antsokosoko harem-pirenena ao Maroantsetra : mizarazara ny hevitra.

0
Nodisoin'ny mpiaro ny tontolo iainana Clovis Razafimalala tao anatin'ny Fandaharana Ankistipo Ny Filazana fa tsy nisy intsony ny fanondranana antsokosoko andramena tany Maroantsetra hatramin'ny...

CENI : Valandresaka nanaporofo ny ahiahin’ny maro

0
Voaporofo nandritra ny valandresaka nataon'ny CENI ny alarobia teo teny amin'ny foibe toerany teny Alarobia ny ahiahin'ireo fiarahamonim-pirenena sy Antoko politika mahakasika ny fikasian'ity...

Fanalàna tomponandraikitra ambony : Tsy manana ny maha-izy azy ve ny...

0
Tsy manana ny maha-izy azy ny filohampirenena raha ny nambaran'ny mpanao politika nanaovana fanadihadiana manoloana ny fanambarany mikasika ireo tomponandraikitra ambony sy minisitra tsy...

Assainissement d’Antananarivo

0
Un an et demi avant la fin du mandat de la maire d'Antananarivo, les mesures concrètes concernant les marchands ambulants restent floues. L’anarchie continue...

Transport

0
Dans le domaine du transport à Madagascar, des lacunes graves doivent être comblées pour  mieux servir les usagers. Des failles au niveau du contrôle...

Fivorian’ny SADC : ny fianakavian’ny praiminisitra no mameno ny delegasiona

0
Nivezivezy tamin’ny tambazotran-tserasera indray omaly ny taratasy nalefan’ny praiminisitra nampilaza ny dia hataon’ny praiminisitra sy ny fianakaviany hanatrika ny fivorian’ny SADC. Fianakaviana no mameno...

CENI : Fanatsarana sa « Révision » no atao ankehitriny? 

0
Manjavozavo ny fanazavana noentin'ny Filohan'ny CENI mahakasika ny fomba fiasan'ity Vaomiera Mahaleotena mikarakara ny fifidianana ity amin'izao fotoana izao.  

Datim-pifidianana Filohampirenena 2018 : mbola tsy nampahafantarina mazava

0
Herintaona sy telo volana mialoha ny tokony hanaovana fifidianana Filohampirenena, mbola manjavozavo ny teti-andro hanatontosana izany. Andraikitry ny governemanta tanteraka ny fampahafantarana izany raha...

Assomption : nankalaza izany ireo mpino katolika

0
15 aogositra, andro hankalazan' ny  fiangonana katolika ny niakaran'ny Masina Maria vatana sy fanahy tany an-danitra. Nivory maro ireo mpino katolika androany. Nandalovan'ny mpanao...

Antoko Tiako i Madagasikara : tsy tanteraka ny fankalazana ny faha...

0
Toa ny teto Antananarivo, tsy tanteraka ihany koa ny fankalazan'ny antoko Tiako i Madagasikara ny faha 15 taonany tao Toamasina. Antony tsy nahazo fahazon-dalana...

Edito

0
Hisy ny fihaonam- ben’ireo Malagasy monina any ivelany  antsoina hoe “diaspora”. Ho dinihina manokana amin’izany ny anjara toeran’ireo Malagasy monina any ivelany amin’ny fampandrosoana...

Diaspora

0
Le régime actuel compte mettre l’accent sur le rôle de la diaspora malgache dans le développement du pays. Ce qui explique la tenue en...