DERNIERS ARTICLES

Tetezana Ampasika : tsy azo atao ny mandavaka ambanin’ny tetezana

0
Misy mandavaka  hakan’olona fasika ny faritra ambanin’ny tetezana Ampasika. Ahiana hiteraka fahasimbana amin’ny tetezana anefa io ary hitera-doza...

Kianja barea : handray ny faha-61 taona niverenan’ny fahaleovantena

0
Handray ny faha-61 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny kianjan’ny Barea. Izay no nisongadina nandritra ny fitsidihana nataon’ny filohan’ny repoblika...

CFM : mila hafainganina ny « digitalisation » manerana ny oniversite

0
Tsy azo ihodivirana amin’ny famahana ny olana sy ny fampandehana-draharana eny anivon’ny oniversite ny fanadiovana ny lisitra ny...

Fikaonandoha lehibe tany Taolagnaro : namerina ny fanantenan’ny mponina any Atsimo

0
Namerina indray ny fanantenana ho an’ny faritra Atsimo ny fanantanterahana ny fikaonandoha lehibe ifotony fanantanterahana ireo asa vina...

RN44 : efa miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana

0
Efa miverina amin’ny laoniny ankehitriny ny fampiasana ny lalampirenena faha-44 raha toa ka nisy fahatapahana izany, teo anelanelan'i...

PEM Sud : hitondra vahaolana maharitra ho an’ny tapany atsimo ny...

0
Miroso ny fitadiavam-bahaolana maharitra ho an’ny tapany atsimon’i Madagasikara. Izay no azo itarafana ny fandrafetan’ny fitondram-panjakana ny tetikasa...

Michael Pelletier : nanao veloma ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara teny Iavoloha

0
Ho famaranana ny fotoam-piasany teto Madagasikara nandritry ny 2 taona sy tapany, nanao veloma ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara...

Ampefiloha Ambodirano : tsy manaiky ny Sefo fokontany vaovao ny mponina

0
Nitokona ary nilanja sora-baventy, tsy manaiky ny fitondran’ny Sefo fokontany, vaovao napetraky ny Distrika ny mponina ao...

GEM : hafainganina ny fanaovam-baksiny ny mpisehatra tsy miankina

0
Taorian’ny antso ny tokony hanatontosana vaksiny faobe manerana ny Nosy nataon’ny GEM na ny Groupement des Entreprises de...

Toeram-pandraisana lanonana : efa feno ny fandaharam-potoana ho an’ny ankamaroany

0
Nanomboka avy hatrany ny fanomanana ho an’ny toeram-pandraisanana lanonana eto andrenivohitra, taorian’ny kabarin’ny filohan’ny repoblika omaly. Araka ny...