Politique

0
Le président du Monima, Monja Roindefo a dénoncé l’impunité qui sévit dans le pays. C’était hier, lors de la réunion des membres du parti...

Soixantième anniversaire de l’UE

0
La célébration de la semaine de l’Europe débute ce jour. Au programme : des activités culturelles. Des activités culturelles durant toute une semaine, tel est...

Antoko Marina: Tokony haroso ny datim-pifidianana

0
Tsy misy intsony fifampitokisana eo amin'ny entina sy ny mpitondra raha ny fanambaran'ny antoko mpanohitra MARINA. Antony lehibe iray izay mampikorontana ny toe-draharaha politika...

FIZATO : tsy nanaraka ny lalàn’ny fikambanana ireo nilaza fa Fizato

0
Tsy ara-dalana ny fivoriana nataon'ireo izay nilaza fa FIZATO farany teo hoy i Toto Alphose izay mbola filohan'ity fikambanana ity mandrampihisy ny fahalanianan'ny filoha...

SMM : nanatanteraka sit-in ny mpikambana

0
Nanantanteraka sit-in omaly ny mpikambana SMM manerana ny Nosy. Tsy fanekena ny fisian'ny tsindry sy teritery eo amin'ny asa eo anivon'ny fitsarana no antony...

Fahefana fahaefatra : Rombahana fa tsy omena

0
Mila rombahana ny maha fahefana fahaefatra ny asa fanaovan-gazety fa tsy omem-potsiny. Izay no nivohitra tamin’ny famelabelaran-kevitra izay notontosaina teny amin’ny IEP Ampandrana, nandritra...

Fahefana mpanao lalàna : Nisokatra omaly ny fivoriana ara-potoana voalohany.

0
Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy omaly ny fivoriana ara-potoana voalohany  amin'ity taona 2017 ity eny amin'ny antenimeram-pirenena sy eny amin'ny antenimeran-doholona. Mikasika ny fisondrotry ny...

Antenimieram-pirenena: Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta

0
Hiroso amin’ny fitsipaham-pitokisan’ny governemanta Mahafaly ny solombavambahoaka amin’izao fivoriana ara-potoana voalohany izao. Hangotraka arak’izany ny eny Tsimbazaza manomboka amin’ity herinandro ity.

Trafic de bois de rose à Singapour

0
Suite au procès des 30 000 rondins de bois de rose à Singapour, l’homme d’affaire Wong Wee Keong a été condamné à 3 mois de...

Fankalazana ny 01 May : nivondrona tao Antsahamanitra ireo sendikan’ny mpiasa...

0
Nifarana tao Antsahamanitra ny Diabe nataon'ny sendikan'ny mpiasa maro tamin'ny andron'ny voalohan'ny volana May ity. Nisy fampahafantarana ny zon'ny mpiasa nandritran'ny fanentanana. Ho mafy...