lundi 21 juin 2021

Infinite Load Articles

Tetezana Ampasika : tsy azo atao ny mandavaka ambanin’ny tetezana

0
Misy mandavaka  hakan’olona fasika ny faritra ambanin’ny tetezana Ampasika. Ahiana hiteraka fahasimbana amin’ny tetezana anefa io ary hitera-doza...

Kianja barea : handray ny faha-61 taona niverenan’ny fahaleovantena

0
Handray ny faha-61 taonan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny kianjan’ny Barea. Izay no nisongadina nandritra ny fitsidihana nataon’ny filohan’ny repoblika...

CFM : mila hafainganina ny « digitalisation » manerana ny oniversite

0
Tsy azo ihodivirana amin’ny famahana ny olana sy ny fampandehana-draharana eny anivon’ny oniversite ny fanadiovana ny lisitra ny...

Fikaonandoha lehibe tany Taolagnaro : namerina ny fanantenan’ny mponina any Atsimo

0
Namerina indray ny fanantenana ho an’ny faritra Atsimo ny fanantanterahana ny fikaonandoha lehibe ifotony fanantanterahana ireo asa vina...

RN44 : efa miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana

0
Efa miverina amin’ny laoniny ankehitriny ny fampiasana ny lalampirenena faha-44 raha toa ka nisy fahatapahana izany, teo anelanelan'i...

PEM Sud : hitondra vahaolana maharitra ho an’ny tapany atsimo ny...

0
Miroso ny fitadiavam-bahaolana maharitra ho an’ny tapany atsimon’i Madagasikara. Izay no azo itarafana ny fandrafetan’ny fitondram-panjakana ny tetikasa...