Houcine ARFA : mangingina ny eto Madagasikara, mitohy ny vaovao any ivelany

0

Raha toa ka mangina sy ezahan’ny fitondrana ampanginina ny raharaha Houcine arfa eto Madagasikara, mitohy ny fampielezana vaovao mikasika izany any ivelany. Nofintinin’ny rfi tamin’ny lahatsoratra lava dia lava ny raharaha Houcine Arfa nanomboka tamin’ny fivoahan’ny firenena malagasy. Andrasana kosa ny tohin’ny fanadihadiana maro nosokafana momba io raharaha io eto Madagasikara raha ny voalazan’i Le parisien.