HVM : Tsy mitovy hevitra amin’ny sehatra maro ny samy mpikambana

0

Sehatra maro sy tranga samihafa no tsy mampitovy hevitra ny samy HVM ankehitriny. Raha jerena ivelany, misy ny avara-patana mpanapaka izay manilika sy tsy mihaino ny hafa amin’ity antokon’ny filohampirenena ity. Mandeha ihany koa ny feo maro amin’ny fisaratsarahan’ny mpikambana ao amin’ny antoko.