Accueil Economie Import-Export : nisy fiantraikany tamin’ny fanafarana entana ny fanidiana ny sisin-tany

Import-Export : nisy fiantraikany tamin’ny fanafarana entana ny fanidiana ny sisin-tany

0
Import-Export : nisy fiantraikany tamin’ny fanafarana entana ny fanidiana ny sisin-tany

Nandritry ny fahamehana ara-pahasalamana sy ny fikatonan’ny sisin-tany, nahitana fiakarany ny saran’ny fandefasana sy fanafarana entana avy any ivelany. Ho an’ireo mpisehatra amin’izany, tsy nisy fiovana firy ny tahan’ny entana alefa nandritra izay fotoana izay.