Inégenieurs Agronomes : mangataka vahaolana manoloana ny tsy fandriampahalemana

0

Miantso ny hijerena vahaolana maharitra manoloana ny tsy fandriampahalemana any amin’ny faritra Atsimo sy Anosy ny fikambanan’ny ingenieurs agronomes miasa any amin’ny faritra Atsimo amin’izao fotoana izao. Nisy ny fanambarana nataon’ireo solontenan’ny teknisiana miasa amin’iny faritra iny, taorian’ny asan-dahalo namoizana ain’olona tany an-toerana.