Insécurité Ambatofinandrahana

0

Dahalo 200 lahy no nanafika tao an-tampon-tananan’Ambatofinandrahana ny alin’ny talata. Voaroba avokoa izay rehetra nolalovany, ary vehivavy mitondra vohoka 1 no nodoran’izy ireo tao amin’ny trano fonenany. Mitaraina ary manao antso avo amin’ny mpiotndra fanjakana ny mponina any an-toerana.