Accueil Politique Isan’ny mpifidy lehibe : miankina amin’ny fiasan’ny « Conseil d’Etat »

Isan’ny mpifidy lehibe : miankina amin’ny fiasan’ny « Conseil d’Etat »

0
Isan’ny mpifidy lehibe : miankina amin’ny fiasan’ny « Conseil d’Etat »

Miankina amin’ny fomba fiasan’ny filan-kevi-panjakana na ny Conseil d’Etat ny ho isan’ireo mpifidy lehibe araka ny nambaran’ny eo anivon’ny CENI androany. Hatreto valim-pitsarana 150 amin’ireo fitoriana manodidina ny 500 no nivaly ka hampidirina ho isan’ny mpifidy lehibe handray anjara amin’ny fifidianana loholona.