IST amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy : Tsy novalian’ny PAF mivantana

0

Tsy namaly ny mpanao gazety ny lehiben’ny PAF raha nanontaniana momba ny nahazoan’izy ireo ny IST na interdiction de sortie du territoire amin’ny anaran’i Claudine Razaimamonjy. Momba ny nivoahany tao Ivato kosa indray, nilaza ny tenany fa ara-dalana ny antonta-taratasy voarain’izy ireo.