IST : tsy mbola nisy ny didy fampitsaharana

0

Manjavozavo tanteraka ny tohin’ny tohin’ny fandràrana hivoaka ny faritry ny repoblikan’i Madagasikara avy amin’ny ministeran’ny atitany sy ny fitsinjarampahefana niantefa tamin’ny olona 4 ny fiantombohan’ny volana Janoary teo. Nilaza androany ny mpampanoa lalàna fa mijanona ho tsiambaratelo hatreto ny tohin’izay.