ITM 2018 : ho tanterahana ny faha-31 Mai ka hatramin’ny faha-3 Jona

0

Ho tanterahana ny faha 31 Mai ka hatramin’ny faha 3 ny volana Jona izao ao amin’ny Village VOARA ny salon ITM 2018, na ny ny International Tourism Fair Madagascar; izay hetsika ara-kolotoraly sy ara-pizahantany. Tanjona amin’izany ny hampitomboana ny mpizahantany tonga eto Madagasikara. Natao omaly ny fanaovan-tsonia ny fifanarahafa fiarahamiasa tamin’ny mpiara miasa sy mpanohana rehetra.