J- 2 Rajao

0

Afaka 2 andro ny fotoana voafaritra hametraham-pialan’ny filohampirenena amperinasa ka handraisan’ny filohan’ny antenimieran-doholona ny fahefana amin’ny maha filoham-pajakana azy. Na izany aza, hadino tanteraka ny sosialim-bahoaka mahatonga ny fitarainana etsy sy eroa. Variana amin’ny kajikajy politika sy ny fitazonana seza ny mpitondra.