Jeneraly miisa 62 : natao teo ambany Faneva

0

Naseho ambany faneva omaly ireo Jeneraly miisa 62 nahazo ny laharam-boninahitra Général de Brigade sy Général de division tamin’ny taona 2018 lasa iny. Izy ireo izay nofantenana manokana araky ny adidy sy andraikitra nosahaniny avy.