Jery todika 2016

Nijoro ho mpanohitra ny Antoko Malagasy Miara-Miainga

0

Nandritra ny lanonana fiarahaban’ny mpikambana ao anatin’ny Antoko Malagasy Miara-Miainga ny Filoha Hajo Andrianainarivelo sy ny vadiny tratry ny taona vaovao, nanao jery todika ny taona 2016 ny filoha. Nampahatsiahiviny fa fanapahan-kevitra lehibe no noraisin’ny mpikambana nandritra ny zaikabe ka nijoroana ho mpanohitra eto Madagasikara.