Accueil Politique Jery todiky ny fifidianana : nilamina na teo aza ny fahasarotana niainana

Jery todiky ny fifidianana : nilamina na teo aza ny fahasarotana niainana

0
Jery todiky ny fifidianana : nilamina na teo aza ny fahasarotana niainana

Nilamina isika na teo aza ny fahasarotana niainana nandritra ny fifidianana filoham-pirenena, solombavambahoaka, ben’ny tanàna sy mpanolotsaina farany teo hoy ny filohan’ny CENI androany. Ny fanavaozana sy ny fanatsarana ny lisi-pifidianana no tokony hatao vaindohan-draharaha raha ny fanazavana hatrany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici